Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka BOENY

Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka BOENY Fahasalamanakay, fahasalamanao, fahasalamanantsika jiaby eto Boeny

FANAMAFISANA NY PAIKADY AMIN’NY FIAROVANA NY SISIN-TANY AMIN’NY ARETINA MIFINDRA TEO AMIN'NY FARITRA BOENY NIARAHANA TAM...
20/08/2026

FANAMAFISANA NY PAIKADY AMIN’NY FIAROVANA NY SISIN-TANY AMIN’NY ARETINA MIFINDRA TEO AMIN'NY FARITRA BOENY NIARAHANA TAMIN'NY OIM

💉FIARAHA-MIENTANA AMIN'NY FANAOVAM-BAKSINY HO FIAROVANA AMIN'NY ARETINA MPOX 💉🤝Ao anatin'ny fiatrehana ny ady amin'ny va...
20/08/2026

💉FIARAHA-MIENTANA AMIN'NY FANAOVAM-BAKSINY HO FIAROVANA AMIN'NY ARETINA MPOX 💉

🤝Ao anatin'ny fiatrehana ny ady amin'ny valan'aretina MPOX dia nisy ny hetsika fanentanana sy fanaovam-baksiny ho an'ireo mpanabe sy mpandraharaha ary mpianatra eo anivon'ny Université de Mahajanga Officiel ny 19 sy 20 aogositra 2026.

Tontosa ny hetsika noho ny fiarah-miasa teo amin'ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka BOENY sy ny Oniversiten'i Mahajanga amin'ny alalan'ny "Service de Médecine Préventive" ary ny mpiara-miombon'antoka STRIDES izay nanohana tamin'ny fanatontosana ny hetsika.

📸✍️DRSP BOENY - COMM.

💯MIASA MIARAKA HO AN’NY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA.

✍️✏️🖋️FAMPIOFANANA IREO Ekipa Mpitantana eo Anivon’ny Fahasalamam-bahoaka Rezionaly (EMAR) sy Ekipa Mpitantana eo Anivon...
19/08/2026

✍️✏️🖋️FAMPIOFANANA IREO Ekipa Mpitantana eo Anivon’ny Fahasalamam-bahoaka Rezionaly (EMAR) sy Ekipa Mpitantana eo Anivon’ny sampan-draharahan’ny Fahasalamam-bahoaka eo anivon’ny Distrika (EMAD) ETO AMIN’NY FARITRA BOENY HO MPANOFANA MAHAKASIKA NY FAHASALAMAM-BAHOAKA ENY IFOTONY.

👉Miatrika fampiofanana ho mpampiofana mahakasika ny fahasalamana eny ifotony, eto Mahajanga Ekipa Mpitantana eo Anivon’ny Fahasalamam-bahoaka Regionaly (EMAR) sy Ekipa Mpitantana eo anivon’ny Sampan-draharahan’ny Fahasalamam-bahoaka eo anivon’ny Distrika (EMAD) eto amin’ny faritra Boeny miisa 50, nanomboka ny 17 hatramin’ny faha 21 aogositra 2026.

✅Ny tanjona dia hanamafisana ny fahaiza-manao ara-teknika sy ara-pitantanan’ny EMAR sy EMAD ka hiatrehan’izy ireo ny fanamora ny fanofanana ny lehiben’ny tobim-pahasalamana eny ifotony (CSB) sy mpanentana ara-pahasalamana (AC) manerana ny Faritra Boeny.

📸©️DRSP BOENY - COMM.

💯MIASA MIARAKA HO AN’NY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA.

15ème ANNIVERSAIRE CHU PZAGA ANDROVA
19/08/2026

15ème ANNIVERSAIRE CHU PZAGA ANDROVA

14/08/2026
13/08/2026
07/08/2026

Fiaraha-mientana amin'ny ady amin'ny MPOX.
Mankasitraka Fitaleavam-paritry ny Rano, Fanadiovana sy Fidiovana ary ny UNICEF Madagascar

07/08/2026

MITOHY NY FANAMAFISANA NY FISOROHANA NY VALANARETINA MPOX

🗣️ Andraikitro, Andraikitrao, andraikitsika ny fisorohana sy ny ady amin'ny fiparitahan'ny MPOX.

📷 Sary : DRSP BOENY - COMM.

💯 MIASA MIARAKA HO AN’NY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA.
©️ Ny Fitaleavana ny Serasera.

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka BOENY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share