Ophtalmologie Salfa Sambava

Ophtalmologie Salfa Sambava Vision: Elimination de la cécité évitable dans la Région de SAVA
Mission: Augmenter l'accessibilité de la population de SAVA aux soins oculaires.

13/08/2026
Manaova fitiliana ny Cataracte-Glaucome-Rétinopathie diabétique-Vice de réfraction: CHRR Antsohihy, 16-19 Juin 2026
16/06/2026

Manaova fitiliana ny Cataracte-Glaucome-Rétinopathie diabétique-Vice de réfraction: CHRR Antsohihy, 16-19 Juin 2026

PORT BERGÉ: ALATSINAINY 15 JONA 2026, ao @ HOPITALY Fitiliana KATARAKTA, LOTERANA AVY ANY SAMBAVA
14/06/2026

PORT BERGÉ: ALATSINAINY 15 JONA 2026, ao @ HOPITALY Fitiliana KATARAKTA, LOTERANA AVY ANY SAMBAVA

10/05/2026
05/05/2026

Raha voamarina fa misy « Glaucoma » hianao, dia tsy mañefa visite intsony mandavan-taona

Misaotra anareo namana nanao fanomezana:
30/03/2026

Misaotra anareo namana nanao fanomezana:

Misy solomaso fanomezana maimaimpoana, efa niasa, omèna maimaimpoana ireo sahirana raha mety aminy, aorian’ny fizahàna e...
21/01/2026

Misy solomaso fanomezana maimaimpoana, efa niasa, omèna maimaimpoana ireo sahirana raha mety aminy, aorian’ny fizahàna eto amin’ny hopitaly

05/01/2026

Taombaovao finaritra
Bonne Année
Happy New Year

Misy ireto béquilles axillaires roa ireto nomen’ny « Global Health Ministry » anay dia omenay ho an’ny tsy salàma hampia...
24/12/2025

Misy ireto béquilles axillaires roa ireto nomen’ny « Global Health Ministry » anay dia omenay ho an’ny tsy salàma hampiasa azy maimaimpoana.

16/12/2025

Ravo i Razanalisy Joséphine, 67 ans, avy any Antombana, Antalaha, rehefa nahita indray taorian’ny opération cataracte

Address

Ophtalmologie Salfa
Sambava
208

Opening Hours

Monday 07:30 - 12:30
13:00 - 15:00
Tuesday 07:30 - 12:30
13:00 - 15:00
Wednesday 07:30 - 12:30
13:00 - 15:00
Thursday 07:30 - 12:30
13:00 - 15:00
Friday 07:30 - 12:30
13:00 - 15:00

Telephone

+261208896802

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ophtalmologie Salfa Sambava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Ophtalmologie Salfa Sambava:

Shortcuts

Share