Vokatra Natoraly Vaika

Vokatra Natoraly Vaika Izahay dia mamokatra sy mivarotra🛍️ Vokatra Natoraly🍀maro ho an'ny fahasalamana.

😃 Faly izahay mizara ity astuces ity aminareo 😃Andramo ndray ary dia zarao aminay hoe nanao ahoana ny Vokatra azo. 🎁 Mis...
12/02/2026

😃 Faly izahay mizara ity astuces ity aminareo 😃
Andramo ndray ary dia zarao aminay hoe nanao ahoana ny Vokatra azo.

🎁 Misy ihany koa ny BAUME VAIKA ho an'ny taolana izay tena manasitrana fa tsy mampitony fotsiny an!🎁
Fanazavana fanampiny 👇
https://www.facebook.com/share/p/14TwU5uWupZ/

́etbienêtre

🌟🌟Azo antoka 100% TSIMAINTSY SITRANA ny ARETIN-KODITRA mahazo anao🌟🌟Atolotray ho anareo indray ity pack  🎊hoditra Salama...
09/02/2026

🌟🌟Azo antoka 100% TSIMAINTSY SITRANA ny ARETIN-KODITRA mahazo anao🌟🌟

Atolotray ho anareo indray ity pack 🎊hoditra Salama🎊 ity mba ahazoana vokatra haingana⚡ sy azo antoka 👍.

➡️Ny tena MAMPIAVAKA azy:

• Voatsabo avokoa na aretin-koditra miverimberina aza: satria tsaboina hatramin'ny ny olana avy any ANATY mampiverimberina ilay aretina
• Haingana kokoa ny fahasitranana
• Sitrana na ireo fery efa ela sy sarotra SITRANINA aza

➡️ Ireto no atolotray anao ao anatin'ny pack:

• Baume Vaika ho an'ny hoditra atao fanosotra: manasitrana ireo aretin-koditra ety IVELANY no sady mamono ireo otrikaretina🦠 eo amin'ny hoditra
• Savony dingadingana: fantatsika tsara ny asan'ny dingadingana fa mahasoa 👍 ny hoditra marary izy io
• Ny Poudre ravin-kazo 🌿 atao fisasana sy sotroina: anti-inflammatoires no sady misy plante natao hitsaboana ny aretin'ny hoditra ihany koa ao anatiny.

🫵 TSY MAINTSY SITRANA IANAO 🫵

💰 Prix : 25 000Ar
🚴‍♂️ Livraison: Oui (arakaraky ny toerana ny frais)
🚍 Mandefa faritra ihany koa

🌟 ARETIN-KODITRA :  AVY AO ANATY SA AVY ATY IVELANY NO MAHATONGA AZY 🌟Alohan’ny hividianana “produit miracle” rehetra, t...
08/02/2026

🌟 ARETIN-KODITRA : AVY AO ANATY SA AVY ATY IVELANY NO MAHATONGA AZY 🌟
Alohan’ny hividianana “produit miracle” rehetra, tsara ny mahatakatra hoe avy aiza ny olan'ny hoditra. Satria ny hoditra dia toy ny radar: mampitandrina rehefa misy tsy mety… fa tsy mitovy hatrany ny antony! 😅

🔹 Olana avy anatiny (internal)
Eny, misy olana amin’ny hoditra izay avy ao anatiny:
• Aretin’ny hoditra maharitra : eczéma, psoriasis, rosacée…
• Fikorontanan'ireo hery fiarovana : lupus cutané, vitiligo… rehefa manafika ny hoditra ny vatana!
• Antony ara-génétique & metabolisma : acné, ichtyose…😬
Fikorontanana anatiny : stress, tebiteby, hormones tsy milamina, sakafo tsy ara-dalàna… ny fomba fiainanao koa misy fiantraikany!
🔹 Olana avy ivelany (external)
Ary misy koa ireo olona ivelany manimba:
• Infection : bakteria, virus, holatra… impétigo, herpès, mycoses…
• Parasites : galle, poux… tsy misy olona te-hahita azy, fa dia mahita lalan-kaleha hatrany 😅
• Tontolo iainana & simika : masoandro, loto, allergies, dermatite de contact…
💡 Soso-kevitra : Mena, mikorontana, misy tasy… mety hitovy izy rehetra, fa samihafa ny fitsaboana arakaraka ny antony.
👉 Teny farany : Raha fantatra ny antony, efa antsasaky ny làlana mankany amin’ny hoditra salama no vita! ✨

́etbienêtre

Tsiambaratelon'ny hoditra madio sy mandina. 🎁       Fahazarana kely isa-maraina 🍋Aza miandry ela fa ity no fomba tsotra ...
03/02/2026

Tsiambaratelon'ny hoditra madio sy mandina. 🎁
Fahazarana kely isa-maraina 🍋
Aza miandry ela fa ity no fomba tsotra indrindra hanadiovana ny vatanao sy hampamiratra ny tavanao avy any anaty !

Ny akora ilaina : 💧 Rano matimaty 🍋 Voasary makirana 🟡 Tamotamo (curcuma) 🍯 Tantely

• Ny Voasary Makirana : Mitondra "Vitamine C" betsaka, mampamiratra ny tarehy ary manadio ny vatana.
• Ny Tamotamo : Ilay volamena amin'ny zava-manitra ! Manala ny « inflammation » sy ny menamena amin'ny tarehy.
• Ny Tantely : Malefaka ho an'ny vavony ary miaro ny sela tsy ho antitra aloha loatra.

👉 Fampiasana azy : Sotroy amin'ny maraina vao mifoha, 15 minitra alohan'ny hisakafo.

Vonona Hanandrana vé ianao Rahampitso Maraina ? Teneno anay ao amin'ny commentaire ! 👇

10/12/2025

Miarahaba manokana anareo mpanaraka vaovao ny pejy 🎊🎉 ! Luciano Andrianjafimahatondra, ChriStina Fenty, Piso Barisoa

Address

Rn7
Tanjombato

Telephone

+261344457692

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vokatra Natoraly Vaika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share