Centre Hospitalier Universitaire Analankininina Toamasina

Centre Hospitalier Universitaire Analankininina Toamasina Page officielle du CHU Analankininina (Hopitaly Be)
Toamasina
MADAGASCAR

๐Ÿญ๐Ÿฐ ๐—๐—จ๐—œ๐—ก ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ : ๐—๐—ข๐—จ๐—ฅ๐—ก๐—˜๐—˜ ๐— ๐—ข๐—ก๐——๐—œ๐—”๐—Ÿ๐—˜ ๐——๐—จ ๐——๐—ข๐—ก๐—ก๐—˜๐—จ๐—ฅ ๐——๐—˜ ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—š"SINGA AVY AMINร”, VONJY AIGNA HO AN'NY HAFA, ANDร” HAGNOMIA Rร€"
13/06/2026

๐Ÿญ๐Ÿฐ ๐—๐—จ๐—œ๐—ก ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ : ๐—๐—ข๐—จ๐—ฅ๐—ก๐—˜๐—˜ ๐— ๐—ข๐—ก๐——๐—œ๐—”๐—Ÿ๐—˜ ๐——๐—จ ๐——๐—ข๐—ก๐—ก๐—˜๐—จ๐—ฅ ๐——๐—˜ ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—š

"SINGA AVY AMINร”, VONJY AIGNA HO AN'NY HAFA, ANDร” HAGNOMIA Rร€"

๐Ÿ™
05/06/2026

๐Ÿ™

Miarahaba ireo Mpampivelona rehetra indrindra ireo miasa eto aminโ€™ny Centre Hospitalier Universitaire Analankininina Toa...
05/05/2026

Miarahaba ireo Mpampivelona rehetra indrindra ireo miasa eto aminโ€™ny Centre Hospitalier Universitaire Analankininina Toamasina, nahatratra ny andro androany.
.

Mba soraty eo ambany ny mpampivelona na sage-femme fantatrao ary omeo teny fisaorana izy ireo... ๐Ÿฉท๐Ÿฉท๐Ÿฉท

DRSP Atsinanana Madagascar Onsfm
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka

29/04/2026
๐™๐™๐˜ผ๐™‰๐™‚๐˜ผ๐™ˆ-๐™‹๐™„๐˜ผ๐™๐˜ผ๐™ƒ๐˜ผ๐™ˆ๐™Š๐™‰๐™„๐™‰๐˜ผNoho ny ratra nahazo azy dia niditra hopitaly vonjimaika tato aminโ€™ny sampana vonjitaitra izy. Ka n...
23/04/2026

๐™๐™๐˜ผ๐™‰๐™‚๐˜ผ๐™ˆ-๐™‹๐™„๐˜ผ๐™๐˜ผ๐™ƒ๐˜ผ๐™ˆ๐™Š๐™‰๐™„๐™‰๐˜ผ

Noho ny ratra nahazo azy dia niditra hopitaly vonjimaika tato aminโ€™ny sampana vonjitaitra izy. Ka niatrika fandidiana avy hatrany ary noraisinโ€™ny hopitaly maimaimpoana ny fanafody rehetra lany nandritry ny fandidiana sy tao aorinanโ€™ny fandidiana ary mandritry ny fijanonany ato aminโ€™ny sampana ORL.
Tsy misy hatahorana intsony ny ainy, mikatona tsara ny fery.
Mirary fahasalamana feno izahay eto aminโ€™ny hopitaly.
DGFS Direction Gรฉnรฉrale de Fourniture des Soins
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka

๐™๐™„๐™•๐˜ผ๐™ƒ๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐˜ผ๐™Ž๐™Š ๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐™‹๐™Š๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ho anโ€™ny ankizy latsakinโ€™ny 15 taonaAlarobia 22 Aprily manomboka aminโ€™ny 8.30 maraina.
20/04/2026

๐™๐™„๐™•๐˜ผ๐™ƒ๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™ˆ๐˜ผ๐™Ž๐™Š ๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐˜ผ๐™„๐™ˆ๐™‹๐™Š๐˜ผ๐™‰๐˜ผ
ho anโ€™ny ankizy latsakinโ€™ny 15 taona
Alarobia 22 Aprily manomboka aminโ€™ny 8.30 maraina.

07/04/2026

๐ŸšจAndro manerantany momba ny fahasalamana na Journรฉe mondiale de la santรฉ isaky ny faha 7 Aprily

๐ŸŽบ Hankalaza izany manerana ny nosy ny Fanjakana Malagasy amin'ny alalan'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoak ka eo amin'ny Kianjan'i BAREA Mahamasina no hanatanterahana izany ny androany 7 Aprily 2026 raha n'y eto Antananarivo.

๐Ÿ‘ Hisy ny hetsika aram-pahasalamana maimaimpoana :
- Fizahana aram-pahasalamana sy fanomezana fanafody mifandraika amin'izany,
- Fitiliana ireo aretina tsy mifindra toy ny Diabeta, tosidra, ary homamiadan'ny Vozon'ny tranon-jaza,
- Fizahana maso sy fizarana solomaso mifanaraka amin'ny toem-pahasalamana,
- Fitarafana Radio,
- Fanomezan-drร ,
- Fanaovana vaksiny miaro amin'ny Mpox,
- Fanaovana vaksiny ny saka sy alika,
- Toro-hevitra sy fanentanana aram-pahasalamana,sns...

๐Ÿ‘ Mankasitraka ny OMS sy ireo Mpiaramiombon'antoka aminy rehetra ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka amin'ny fiaraha misalahy ho an'ny fahasalamam-bahoaka.

๐Ÿช˜Hanafana sy hanentana izany moa ny Tarika Stรฉphanie sy ny Tarika

๐Ÿ‘‰ Sarobidy ny fahasalamana, aleo misoroka toy izay mitsabo.

ยฉ๏ธDPS

๐Ÿ’ฏ MIASA MIARAKA HO ANโ€™NY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA.

๐Ÿซ ANDRO MANERAN-TANY IADIANA AMINโ€™NY TIBERKILAOZY ๐Ÿซ24 Martsa 2026๐ŸŽค Misy andro manokana natao hampahatsiahy antsika fa mb...
24/03/2026

๐Ÿซ ANDRO MANERAN-TANY IADIANA AMINโ€™NY TIBERKILAOZY ๐Ÿซ
24 Martsa 2026

๐ŸŽค Misy andro manokana natao hampahatsiahy antsika fa mbola misy aretina mangina nefa mahery vaika, ka tsy tokony hohadinoina. Anisanโ€™izany ny tiberkilaozy, izay mbola mitaky fahamailoana sy fahavononana hatrany, na dia efa mandroso aza ny fitsaboana ankehitriny. Tsara ho marihina fa azo tsaboina tanteraka ny tiberkilaozy raha voatsabo ara-potoana sy arahina tsara ny fitsaboana.

๐Ÿซด Toy ny isan-taona dia mankalaza ny Andro Maneran-tany iadiana aminโ€™ny tiberkilaozy isika, fotoana iray hanamafisana ny ezaka hiadiana aminโ€™ity aretina mbola mananontanona ny fahasalamam-bahoaka ity. Nosafidiana taminโ€™ity taona ity ny lohahevitra hoe:
๐Ÿ‘‰ โ€œEny foanantsika ny tiberkilaozy. Andraikitry ny Firenena, iaraha-mientana aminโ€™ny vahoaka.โ€

๐Ÿ“ฃ Midika izany fa tsy misy toerana ho anโ€™ny tsy firaharahiana intsony. Ny fahanginana no mampiely azy, fa ny fahalalana sy ny fandraisana andraikitra no mandresy azy.

โ›” Tsy tokony hisy aina ho very noho ny aretina azo tsaboina. Rehefa miandry ianao dia mandroso ny aretina, fa rehefa mihetsika ianao dia misy aina voavonjy.

๐Ÿ‘ฅ Ndao isika hifanome tanana, hiara-hientana ary handray andraikitra dieny izao : hitiliana ara-potoana, hanaraka fitsaboana, ary hanohana ireo marary.
Aminโ€™ny firaisankina sy finiavana, dia azo tanterahina ny tanjona : tontolo iray afaka aminโ€™ny tiberkilaozy.

๐Ÿ“ธ Pejy - Programme National de Lutte contre la Tuberculose Madagascar.

๐Ÿ’ฏ MIASA MIARAKA HO ANโ€™NY FANOVANA, MANASITRANA FIRENENA.
ยฉ๏ธNy Fitaleavana ny Serasera.

19/03/2026
๐Ÿšจ ๐—™๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—”๐—š๐—ก๐—” : ๐—ž๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—ข (๐—ฅ๐—ข๐—จ๐—š๐—˜๐—ข๐—Ÿ๐—˜)โš ๏ธ ๐€๐ซ๐ž๐ญ๐ข-๐ฆ๐ข๐Ÿ๐ข๐ง๐๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ฅ๐š๐ค๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ข-๐๐จ๐ณ๐š ๐ง๐ฒ ๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐จ๐ญ๐ซ๐จ !๐Ÿ”Ž ๐’๐จ๐ซ๐ข๐ญ๐ซโ€™๐š๐ซ๐ž๐ญ๐ข๐ ๐ง๐š :โ€ข ๐“๐š๐ณ๐จ ...
18/03/2026

๐Ÿšจ ๐—™๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—”๐—š๐—ก๐—” : ๐—ž๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—ข (๐—ฅ๐—ข๐—จ๐—š๐—˜๐—ข๐—Ÿ๐—˜)

โš ๏ธ ๐€๐ซ๐ž๐ญ๐ข-๐ฆ๐ข๐Ÿ๐ข๐ง๐๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ฅ๐š๐ค๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ข-๐๐จ๐ณ๐š ๐ง๐ฒ ๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐จ๐ญ๐ซ๐จ !

๐Ÿ”Ž ๐’๐จ๐ซ๐ข๐ญ๐ซโ€™๐š๐ซ๐ž๐ญ๐ข๐ ๐ง๐š :

โ€ข ๐“๐š๐ณ๐จ ๐ฆ๐š๐Ÿ๐ฒ
โ€ข ๐Šรด๐ก๐š๐ค๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐ž๐ซ๐ฒ
โ€ข ๐Œ๐š๐ฌ๐จ ๐ฆ๐ž๐ง๐š
โ€ข ๐…๐ข๐ฏ๐จ๐š๐ก๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ž๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐ญ๐š๐ ๐ง๐š

๐Ÿ“ข ๐Œ๐š๐ง๐š๐ครด๐ซ๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐ข๐ง๐๐ซร ๐ง๐ฒ ?

๐Ÿ‘‰ ๐Œ๐ข๐Ÿ๐ข๐ง๐๐ซ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐š๐ฅ๐š๐ฅ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ซ๐ข๐ฏ๐จ๐ญ๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐š๐ค๐š๐ข๐ค๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐š๐ซ๐ฒ

๐Ÿ’‰ ๐…๐ข๐š๐ซ๐จ๐ฏ๐š๐ ๐ง๐š ๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š ๐ข๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ซ๐š :

โœ… ๐€๐ญรด๐ฏ๐ฒ ๐ฏ๐š๐ค๐ฌ๐ข๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ณ๐š๐ณ๐š ๐ง๐š ๐ณ๐š๐ฆ๐š๐๐ข๐ง๐ข๐ค๐š
โœ… ๐Œ๐š๐ง๐๐ข๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ฅ๐š๐ค๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐กรด๐ฉ๐ข๐ญ๐š๐ฅ๐ฒ ๐ซ๐š๐ก๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐จ๐ซ๐ข๐ญ๐ซโ€™๐š๐ซ๐ž๐ญ๐ข๐ ๐ง๐š

๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ง ๐™๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™–๐™ฃ-๐™™๐™ง๐™š๐™ฃ๐™ฎ, ๐™–๐™ง๐™ค๐™ซ๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ ๐™–๐™ง๐™š๐™ค !

Direction de la Promotion de la Santรฉ
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka

Address

HOPITALY BE TOAMASINA
Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Hospitalier Universitaire Analankininina Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Centre Hospitalier Universitaire Analankininina Toamasina:

Shortcuts

Share

Category