08/08/2026
🇲🇬 Evotic: mandroso hatrany isika : miara-miasa akaiky amin'ny sampan-draharaham-panjakana isika izao.
📲 Efa azo alaina ao amin'ny Play Store ny Evotic, ary efa misy toerana sy serivisy manodidina ny 14 000 eo ho eo manerana an'i Madagasikara 👇
📊 Ny angon-drakitray, an-tarehimarika :
🏫 3 616 sekoly & sampana fanabeazana
🚌 2 683 fiantsonan'ny bus + 485 gara
🍽️ 2 215 hotely fisakafoanana
🏨 1 733 hotely fandriana
⛪ 1 598 toeram-pivavahana
💊 450 farmasia (+ fiambenana 2026)
🛎️ 508 serivisy ara-panjakana sy vonjy maika
➕ Tambajotra Mponina & Firaisankina : laharana maitso 147, fitoriana anonyme, foibe sosialy, fiarovana ny ankizy, fanampiana ara-tsosialy…
🇲🇬 Evotic franchit un cap : nous travaillons désormais main dans la main avec les services publics.
📲 Evotic est déjà disponible sur le Play Store, et l'application référence déjà près de 14 000 lieux et services géolocalisés à travers Madagascar 👇
📊 Nos bases de données, en chiffres :
🏫 3 616 écoles & établissements
🚌 2 683 arrêts de bus + 485 gares
🍽️ 2 215 restaurants
🏨 1 733 hôtels
⛪ 1 598 lieux de culte
💊 450 pharmacies (+ gardes 2026)
🛎️ 508 services administratifs & d'urgence
➕ Réseau Population & Solidarité : ligne verte 147, signalement anonyme, centres sociaux, protection de l'enfance, aides sociales…