Cabinet At-Afagna

Cabinet At-Afagna CS2P: Cabinet de Soins Primaire Privé
Cabinet AT-AFAGNA

Misaotra betsaka ho an'izay rehetra nifidy ny Cabinet At-Afagna t@ famorana an-janany!Arahaba ririnina ee! 👋👋
05/07/2025

Misaotra betsaka ho an'izay rehetra nifidy ny Cabinet At-Afagna t@ famorana an-janany!
Arahaba ririnina ee! 👋👋

Rahampitso ny fotoana...afaka tonga ho an'izay tapa-kevitra @ ora faranay!@8 ora sasany ny ora farany fandraisana @ tolo...
04/07/2025

Rahampitso ny fotoana...afaka tonga ho an'izay tapa-kevitra @ ora faranay!
@8 ora sasany ny ora farany fandraisana @ tolotra faobe!
Ankoatr'izay dia prix mitokana!
Mankasitraka tompoko! Ho an'izay efa nisoratra anarana, aoka tsy ho tara!

Arahaba ririnina ee! 👋👋

Toy ny fanao isan-taona dia mikarakara indray ny cabinet At-Afagna.

🗓️ Daty : Sabotsy faha 05 Jolay 2024

⌚Ora : 06 ora maraina

🏥 Toerana : Cabinet At-Afagna Tsarakofafa

☎️ Contact : 034 09 655 16 / 034 34 164 99 ou mp

💌Efa manomboka ny fisorotana anarana!

💌Afaka manatona antrano ho an'izay hanao manokana, afaka manao manokana aty @ hôpitaly!

!

Arahaba ririnina ee! 👋👋Toy ny fanao isan-taona dia mikarakara   indray ny cabinet At-Afagna.🗓️ Daty : Sabotsy faha 05 Jo...
28/06/2025

Arahaba ririnina ee! 👋👋

Toy ny fanao isan-taona dia mikarakara indray ny cabinet At-Afagna.

🗓️ Daty : Sabotsy faha 05 Jolay 2024

⌚Ora : 06 ora maraina

🏥 Toerana : Cabinet At-Afagna Tsarakofafa

☎️ Contact : 034 09 655 16 / 034 34 164 99 ou mp

💌Efa manomboka ny fisorotana anarana!

💌Afaka manatona antrano ho an'izay hanao manokana, afaka manao manokana aty @ hôpitaly!

!

Salama jiaby!Hisy fora zaza faobe ao @ sefom-pokotany 13/33 Ambolomadinika @ Sabotsy 14 Jona 2025 ho avy izao, manomboka...
11/06/2025

Salama jiaby!
Hisy fora zaza faobe ao @ sefom-pokotany 13/33 Ambolomadinika @ Sabotsy 14 Jona 2025 ho avy izao, manomboka @ 5 ora maraina!
Efa mandeha ny fisorotana anarana ao toerana io ihany!
Fandraisana anjara : 10.000ar na 50.000fmg!

Contact : 034 09 655 16
!

Hita tany ho any!Toera-pivarotana iray efa fay!😊😊
26/03/2025

Hita tany ho any!
Toera-pivarotana iray efa fay!😊😊

27/02/2025

Salama jiaby! 👋👋
Misy vaksiny androany!@ 9 ora katramin'ny 4 ora!

Sur ce bon weekend!Bienvenue parmi nous!☺️☺️⌚ 9h 37'
25/01/2025

Sur ce bon weekend!
Bienvenue parmi nous!☺️☺️
⌚ 9h 37'

Tongasoa princesse kely🥰🥰Harena voalohany ho an'ny reniny!Izy no nahalalany izany miteraka izany!☺️☺️
23/01/2025

Tongasoa princesse kely🥰🥰
Harena voalohany ho an'ny reniny!
Izy no nahalalany izany miteraka izany!☺️☺️

1er Accouchement de l'année 2025 chez Cabinet At-Afagna!00:30 18/01/25 !
18/01/2025

1er Accouchement de l'année 2025 chez Cabinet At-Afagna!
00:30 18/01/25
!

Address

Tsarakofafa
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet At-Afagna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category