Mihary Vitalenergy Wellness

Mihary Vitalenergy Wellness Ity page " " ity dia mifantoka amin'ny fokolokoloana ny maha-ianao ara- tsaina, ara-batana

Marihiko kely fa ny fizaràna ireo raokandro malagasy dia voasokajy ao anatin'ny méthodes traditionnelles ary préventifs no tena ampiasaina azy !! Tsara ihany ny ahafantarana azy ireny ary ataovy ao anatin'ny programanao mihitsy ny fihinanana ireo sakafo sy légumes maro loko ary ireo karazam-boankazo mifanaraka amin'ny toetr'andro (fruits de saison) izay mitondra otrikaina sy akora mineraly. "ALEO

MISOROKA TOY IZAY MITSABO", aza miandry marary vao hikolokolo ny vatanao sy ny fahasalamanao e!!! Tsy maintsy manantona dokotera ihany anefa ianao mba ahafahanao manao bilans sy analyses de sang sy urine fa aza manao dokotera tena satria misy karazan'aretina sasany mety mahafaty raha toa ka tsy voatsabo haingana ! Mila mitandrina rehefa misotro tambavy satria ny doses tsy tena maîtrisé-ntsika malagasy loatra ka sao dia mandreraka ny Reins !! Tsara mihitsy ny fanantonana ireo spécialistes momban'ny pharmacopée chinoise na herboristerie na naturopathie mba ahazoanao ny fatra tena ilaina !! Rehefa tonga moa ny aretina dia ireny aloha no vonjy maika mandram-pahatonganao any amin'ny toerana fitsaboana indrindra ho an'ireo avy lavitra. NB: hitanao ato amin'ity groupe ity koa ny fizarana mifantoka amin'ny famerenana na fianarana teny anglisy amin'ny alalan'ny vidéo !

01/07/2026

*Cette plante est connue par tous les hommes d'affaires et les grands commerçants*

Cette plante en image son nom scientifique est commiphora africana. C'est une des plantes qui ont pour vertus attirance clientèle et la haute chance.

- lorsque vous voulez sortir et que vous voulez que la chance vous accompagne, mettez juste une feuille de cette plante dans votre poche. Vous serez inondés de chance et de positivité partout où vous passerez ce jour là.

- Si vous avez besoin d'un savon de chance, pilez juste quelques feuilles de cette plante et mélangez ça avec le savon noir et ajoutez un peu de parfum de votre choix. Remuez pour homogénéiser ça et c'est tout. Commencez par laver ce savon et vous serez toujours chanceux avec beaucoup d'entrées financières.

- Pour que la paix et la richesse localisent votre maison ou domicile, plantez juste cette plante dans la maison en question. Vous verrez que les bonnes choses et la richesse viendront dans cette maison.

- voici également un autre secret avec cette plante pour être aimé partout où vous passez: cherchez juste quelques feuilles de cette plante et cassez 3 œufs de pigeons dessus puis remuez ça. Déposez ça à l'abri du soleil pour que ça se sèche complètement. Écrasez maintenant les feuilles sèches pour obtenir une poudre fine. Mettez cette poudre dans un parfum de votre choix que vous allez utiliser pour vous embaumer. Vous serez aimés partout, même à l'endroit où on voulait vous déchirer. Vous pouvez également utiliser la poudre pour un savon de chance.

- il existe d'autres compositions à base de cette plante pour la prospérité et autres que je peux faire pour vous.
NB: Pour chercher les feuilles de cette plante, on lui fait dos.

27/02/2026
20/01/2026
08/12/2025
08/12/2025

♨️FANAFODY NATORALY MAMPANIRY NY VOLO SOLA SY MHINTSANA TENA MANDAITRA♨️

Tsy ny olona efa nahazo taona ihany no lasa sola sy mihintsam-bolo amin'izao fotoana izao fa ireo tanora ihany koa.

♨️ZAVATRA▪️ILAINA♨️

▪️Clou de Girofle (Voan-Jirofo)

▪️Pelures d'Oignon (Fonon-Tongolo)

♨️FOMBA▪️FIKARAKARANA ▪️AZY♨️

▪️Alaivo ny Clou de Girofle 20 eo ho eo sy ny Pelures d'Oignon 5 eo ho eo ihany koa. Rehefa vita izay dia atao anaty Vilany na Casserole sady tapoina Rano indray Zinga lehibe fotsiny, ary ampangotrahina mandritra ny 15 minitra eo ho eo izay vao ahidina ary avela ho mangatsiaka.

♨️FOMBA▪️FAMPIASANA▪️AZY♨️

▪️Tsy maintsy tatavanina amin'ny Passoire mba azahoana ilay Rano madity tsara, izay vao afaka ampiasaina. Alaina amizay ilay akora efa avy nitatavanina teo, dia ahosotra amin'ny faritra mahay Sola sy Mihintsana amin'ny Volonao, ka avela eo mandritra ny 30 minitra izay vao kobanina amin'ny Rano mangatsika. Mazava ho azy fa afaka sasana miaraka amin'ny Shampoing rahateo ny Volonao rehefa manasa azy mba ho lasa manimanitra.

♨️FANAMARIHANA♨️

▪️Marihina etoana moa fa tsy maintsy 2 fois par semaine no fampiasana ity akora natoraly tena mandaitra ity, ary mandritra 16 andro no faharetany traitement dia lasa mitsiry tsara avy hatrany ny Volonao Sola sady Mihintsana teo tompoko. Mazava ho azy fa tsy maintsy manamboatra vaovao hatrany isaky ny mampiasa azy.

08/12/2025

🥑 Pancakes avoine–avocat 🥞

Une version réécrite, simple et agréable à lire sur mobile :

🥑🥞 Pancakes à l’avocat et à l’avoine 🥞🥑

Cette recette offre un petit-déjeuner nourrissant, naturellement sucré et facile à préparer. L’avocat, l’avoine et la banane apportent une texture douce et une bonne dose d’énergie durable.

Ingrédients pour 6 à 8 pancakes
• 1 avocat mûr
• 1 tasse de flocons d’avoine
• 2 œufs
• ½ tasse de lait au choix
• 1 banane mûre
• 1 cuillère à café d’extrait de vanille
• 1 cuillère à café de levure chimique
• ½ cuillère à café de cannelle (optionnel)
• Une pincée de sel
• Un peu de beurre ou d’huile pour la cuisson

Préparation de la pâte
Mixer l’avocat, les flocons d’avoine, les œufs, le lait, la banane, la vanille, la levure, la cannelle et le sel jusqu’à obtenir une pâte lisse. Ajouter un peu de lait si la texture est trop épaisse.

Cuisson
Chauffer une poêle antiadhésive à feu moyen-doux et la graisser légèrement. Verser de petites portions de pâte. Cuire environ 2 à 3 minutes de chaque côté, en retournant lorsque de petites bulles apparaissent.

Service
Servir chaud avec des fruits frais ou un filet de miel ou de sirop d’érable.

08/12/2025
08/12/2025

DITE JIROFO : ILAY VAHAOLANA HO ANAO SY NY ANKOHONANAO

Raha mahatsikaritra ny iray na maromaro amin'ireto ianao eo amin'ny vatanao, na ny an'ny vadinao, na ny zanakao.... Mandehana haingana mividy clou de girofle 1 madco :

❌ Maheno maimbo vava matetika (mauvaise haleine)
❌ Mamofona be ny vatana (helika, tongotra, rehefa mipipi, ...)
❌ Mandefa rivotra maimbo matetika
❌ Manenoneno ny kibo nefa efa mihinana odi-kankana matetika ihany
❌ Sarotra mahita tory rehefa avy misakafo na tsy voky be akory aza
❌ Mavesabesatra ny aty sy ny vavony
❌ Farofy lava : seriserena, voan'ny gripa matetika, ...
❌ Diabetique : mora miakatra ny tahan'ny siramamy (tsy mbola mitsabo ato amin'ny Naturopharma)
❌ Tsy mikaka isanandro

👉 Dia ahoana, hoy ianao ny fomba fampiasa ilay clou de girofle ??

1️⃣ Fomba voalohany
Maraina vao mifoha
Maka rano mamay 1 kaopy
Asio clou de girofle 2 na 3,
andraso azo sotroina dia sotroy

2️⃣ Fomba faharoa
Raha efa manana ilay gourde thermos ireny
Fenoy rano mamay (dité 200ar dia mahafeno raha 1L fa tsy asiana siramamy)
asio clou de girofle 7isa dia ataovy rano fisotro Isanandro

💪💪 Manaova herinandro fotsiny dia ho hitanao ny fiovana lehibe miandry anao afaka 7andro.

➡️ Raha tsy manam-potoana loatra, argent colloïdal 1 sarony isa-maraina sy NaturoDetox atao, ho tsara lavitra ny vokatra ho azonao....

📞 Raha mila fanampiana avy amin'ny Naturopharma, antsoy ny 037 86 745 50 na 033 14 764 43

💚🇲🇬 Naturopharma - Samy Salama no Tsara





Adresse

La
Village Sainte Anne
97437

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Mihary Vitalenergy Wellness publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Raccourcis

Partager