Dr Heriniaina R.

Dr Heriniaina R. ◆ Docteur en médecine

Tsy fanao ny mikaotikaoty ny dokotera mitsabo azy😒| On ne dr**ue pas son docteur 😒
04/06/2026

Tsy fanao ny mikaotikaoty ny dokotera mitsabo azy😒| On ne dr**ue pas son docteur 😒

04/06/2026

Ny maso lasa mavomavo dia vokatry ny aretin'aty, jaunisse fa tsy hoe fièvre jaune 😒 ilay tazomina ela dia lasa sarotra tsaboina 😒 avy eo lazaina fady tsindrona.

04/06/2026

Ny lehilahy avy ao Itaosy hono toa tsy tia misotro rano tatoato😒 ka hisotro nareo sa aborako daholo ny tsiambaratelo nareo ho itan'i bernadety? 😒

03/06/2026

Fa maninona ianao no manao izay mifanohitra amin'ny lazaiko? 😒 Sa hoe ririnina dia fady rano ny tsinay? 😒

03/06/2026

Oviana no fantatrao fa manana fahasahiranana mamoaka sira ny vatanao satria afrikana ianao? Dia lero ny sira eh😒 lero ny jumbo, charcuterie sy ny chips 😒

03/06/2026

Hainao ve fa tsara tsiro ny rano rehefa alarobia😒 andramo anie eh

02/06/2026

Isan'ny mety hitarika fivontosana anaty loha ny fatoriana akaiky finday 😒

02/06/2026

Ny tosidrà avo tsy voatsabo dia miteraka AVC, aretim-po, mahavery tadidy, mahaverivery saina. Ary tsy fantatra hoe misy tensiô raha tsy mizaha na efa manao fahasarotana. Fa ianareo moa manana fanafody mahagaga

02/06/2026

Tandremo, ny allergie miseho toy ny sery matetika raha tsy voatsabo tsara, dia mitarika aretin'ny taovam-pisefoana😒

02/06/2026

Vetivetika aho hitanao, vetivetika aho tsy hitanao😒 RANO

Address

Antananarivo
101

Telephone

+22893104093

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr Heriniaina R. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to Dr Heriniaina R.:

Share

Category