DRSP Atsimo Andrefana

DRSP Atsimo Andrefana Direction Régionale de la Santé Publique Atsimo Andrefana

FAHASALAMAN'NY RENY SY NY ZAZA➡️Raha tsiahivina iray volana lasa izay, tamin'ny 01 may 2026 dia nisy zaza kambana 3 lahy...
04/06/2026

FAHASALAMAN'NY RENY SY NY ZAZA

➡️Raha tsiahivina iray volana lasa izay, tamin'ny 01 may 2026 dia nisy zaza kambana 3 lahy teraka tao amin'ny CSB2 Andranohinaly, kaominina Andranohinaly Distrikan'i Toliara 2 ,

👉 Izao indray dia nisy reny teraka Zaza kambana 3 mianadahy, 1 lahy sy 2 vavy indray tao amin'io CSB2 io ihany ny 02 jiona 2026.

👉Samy Salama tsara na ireto Zaza na ny reniny izay vao 26 taona ary fiterahana faha efatra ny an'ireto Zaza kambana 3 ireto

🌷🙏Toraka voninkazo kosa ho an'ny mpampivelona lehiben'ny tobi-pahasalamana RASOAHARIVONY Harisoa Juliana sy ireo ekipany nahatafavoaka soa aman-tsara an'izao fampiterahana izao.

💪Ho an'ny Fahasalam-bahoaka hatrany

Com DRSP ATSIMO ANDREFANA

➡️Tonga nitsidika ny CHU Tanambao Toliara ny alahady 24 May 2026 ny Masoivoho lefitra ny Australie  Andriamatoa TRISTAN ...
26/05/2026

➡️Tonga nitsidika ny CHU Tanambao Toliara ny alahady 24 May 2026 ny Masoivoho lefitra ny Australie Andriamatoa TRISTAN O'BRIEN ,

👉Izany fitsidihana izany dia tafiditra indrindra ao anatin'ny fizahana ny asa fanatsarana ny bloc opératoire nataon'ny ADFA (Australian Doctors For Africa) ao amin'ny CHU Tanambao Toliara.

🙏Misaotra manokana koa ny ADFA amin'izany asa fanatsarana ny bloc opératoire izany.DRSP Atsimo Andrefanana
Comm Chu Tanambao Toliara

19/05/2026
19/05/2026
10/05/2026

Address

Tulear
601

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DRSP Atsimo Andrefana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Practice

Send a message to DRSP Atsimo Andrefana:

Shortcuts

Share

Category